|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  paipaika
Fototeny  2 paika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 paika [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3#476]
6 petit coup [1.196]
Ohatra  7  Mitombo hatrany ny fahorian' olona an-tapitrisany, izany dia tsy azo odian-tsy hita noho ny paipaika ara-toekarena na noho ny baikon' ny teknika. [4.27#2008/09/12]
Kamban-teny rehetra  8 tsy hita paipaika

Teny iditra (2/2)9  paipaika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (allusion aux chocs très légers des chaumes frappant les uns contre les autres).
12 Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bonne fourragère. [Sakalava, Bara] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  paipaika, 15 piapiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17