Entrée (1/2) | 1 tsy akory |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 akory |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1] |
Exemples |
6 Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory
[1.1]
|
Entrée (2/2) | 7 tsy ... akory |
Partie du discours | 8 locution |
Explications en malgache |
9 tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1] |
Explications en anglais |
10 not at all, by no means, on no account [1.2] |
Explications en français |
11 pas du tout [1.8] 12 ne ... guère [1.5] |
Exemples |
13 tsy|akory misy iraisany tsy|akory.
[2.285]
14 Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499] 15 tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5] |
Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
Anagrammes | 17 karitosy, 18 torisika, 19 tsy akory, tsy ... akory |
Mis à jour le 2025/10/12 |
![]() |