|
|
|
|

Entrée1  tsy hita pesipesenina
Mots élémentaires  2  tsy, 3  hita, 4  pesipesenina
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
Explications en français  7  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Exemples  8  Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#]
9  Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
10  Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonymes  11  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Mis à jour le 2025/10/11