|
|
|
|

Entrée1  tsy hita paipaika
Mots élémentaires  2  tsy, 3  hita, 4  paipaika
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1]
Explications en français  7  L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Exemples  8  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Synonymes  9  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Mis à jour le 2025/10/11