|
|
|
|

Teny iditra1 tsipika mampisaraka ny soridrano
Singan-teny  2tsipika, 3mampisaraka, 4soritra, 5rano
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7biloka mamaritra ny vakindranon'ny renirano iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8ligne de partage des eaux. [1.13]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11