Entrée tsinay homana aty
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1]
Mots élémentaires tsinay ; homana ; aty

Mis à jour le 2023/05/19