Entrée tsinay
Partie du discours nom
Explications en malgache Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1]
Explications en anglais Intestines, entrails [1.7]
Explications en français Intestin, entrailles [1.8]
Exemples 
1Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
2dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19