|
|
|
|

Teny iditra1  tsihitafototra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin' ny tany izy io fa mitevitevika eny amin' ny sampan' ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin' ny ain' ny ahitra ny fivelomany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de tsi, négation ; hita : action de voir, d'apercevoir ; et fototra : la souche ; on n'en voit pas la souche parce que les rameaux grêles, lianoïdes sont extrêmement enchevêtrés).
5 Nom donné à deux plantes parasites courant sur la végétation qui les entoure : [Merina, Betsileo, Sakalava]
6 (1) Cassytha filiformis L. (Lauraceae).
7 (2) Cuscuta chinensis Lam. (Convolvulaceae).
8 Toutes deux sont considérées comme médicinales.
9 La première fournit des infusions astringentes et diurétiques.
10 La seconde est laxative, employée en cas de constipation. [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Mpanahaka  12  tsyhitafototra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  tsihitafototra, 15 tsy hita fototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17