|
|
|
|

Teny iditra1  tremalahy
Singan-teny  2 trema, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 olona manankarem-be [1.1]
6 mpanefoefo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 richard [1.13]
Ohatra  8  Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]
Mpanahaka  9  befofonaina, 10  fenotsoka, 11  komohina, 12  manambehovangoana, 13  matevina, 14  metroka, 15  mianjadyaminnyfananany, 16  miharyzaka, 17  milomanoaminnyharena, 18  miravoravomanana, 19  mpanalina, 20  mpanarivo, 21  mpanefohefo, 22  mpangoronkarena, 23  mpanjatobe, 24  mpanontanynyory, 25  ngetroka, 26  saingona, 27  tovinjaka

Fivaditsoratra  28 mihelatra, tremalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31