|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  trema
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1]
Ohatra  4  Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery; [1.245#]
5  Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#]
Kamban-teny rehetra  6 tremalahy

Teny iditra (2/3)7  tréma    
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 tendro roa [1.66.mg#936, 1.5]
10 tendro kambana [1.13]
Isam-pirenena  11 ¨ ä ë ï ö ü [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Mari-tsoratra sy marika hafa

Teny iditra (3/3)13  Trema    
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Trema grisea  16 ilaibaratra
Trema humbertii  17 andrarezina, 18 ilaibaratra
Trema orientalis  19 andraraizina, 20 andrareza, 21 andrarezina, 22 angesoba, 23 angezoka, 24 hazongazona, 25 ilaibaratra, 26 selivaratsy, 27 tsivakimbaratra, 28 vakoka

Fivaditsoratra  29 Retmà, trema

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09