Entrée mpangoron-karena
Partie du discours locution
Explications en malgache Tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13]
Explications en français Capitaliste
mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31