|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 metroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao
4 Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny 5 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|