Entrée tratra antitra (tratra, antitra)
Partie du discours locution
Définition malgache teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
¶ ela velona sy maro andro niainana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  trara antitra ~ trarantitra ~ tratrantitra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31