|
|
|
|

Teny iditra1  trano heva
Singan-teny  2 trano, 3 heva
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3#740]
Ohatra  7  [2.470]
8  [2.944]
9  [2.356]
Tsipelina hafa  10 tranoheva

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22