Entrée toloho
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] anaram-boron-dia
  [Rajemisa 1985] Karazam-borona dia, izay maneno lavareny
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a kind of cuckoo
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] coucou
  [Hallanger 1974] espèce de coucou
Vocabulaire 
Analogues  abilimborona ~ kankafotra
Exemples  [Andriamalala: Zazavavindrano] hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31