| Entrée | 1 tery saina |
| Mots élémentaires | 2 tery, 3 saina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1] |
| Antonymes | 6 malalatsaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|