Entrée | 1 teny tsy loa-body |
Mots élémentaires | 2 teny, 3 tsy, 4 loaka, 5 vody |
Partie du discours | 6 locution |
Explications en malgache |
7 fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina Safeli-teny [1.1] |
Explications en anglais |
8 an indirect allusion [1.7] |
Explications en français |
9 allusion indirecte [1.8] 10 paroles dont le sens est ambigu. Allusion [1.5] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |