Teny iditra |
te-
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2]
|
| Prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
te-hijery: to want to look [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
te-hijery: vouloir regarder [1.8]
|
Haiendriteny |
Tsotra |
tia,
ta-,
te-,
ti- |
|
Mpanahaka |
ta- ~
ti- |
|
Teny iditra |
te
 |
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Ise, ialahy; indry, indriako, itena: [...] [tohiny 1.66]
|
|
Teny iditra |
Te
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-52 amin'ny unk:.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tellurium. [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tellure. [3.1]
|
Voambolana |
|