Entrée | 1 tay manala sasatra |
Mots élémentaires | 2 tay, 3 manala, 4 sasatra |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |