|
|
|
|

Teny iditra1  taranaka handimby
Singan-teny  2 taranaka, 3 mandimby
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Ary Harinaivo kely no voalohan-terany, ho taranaka handimby azy. [2.470]
6  Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02