|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-kevitra
Singan-teny  2 tapaka, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 having made a decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui a pris une décision [1.8]
8 décidé [1.5#144]
Ohatra  9  Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128]
10  Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12