Entrée Tantsiraka (t~, any, tsiraka)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] habitants de la côte
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Tambany ~ Tanindrana
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 62] Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny Tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
2 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 114] Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny Tantsiraka.

Mis à jour le 2021/11/08