1 | Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [Rahajarizafy: Kabary, page 5]
|
2 | Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe Tanindrana. [Callet: Tantara, page 68]
|
3 | Ary ny Tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 118]
|
4 | Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo. [Andriamalala: Ranomasina, page 61]
|
|