Entrée |
tanindrazana
|
Mots élémentaires | tany ; razana |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
|
Explications en anglais | The family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
|
Explications en français | La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
|
| Le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
|
Exemples |
1 | Manina ny tanindrazana aho izany!
[2.470]
|
2 | Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao.
[2.472]
|
|
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Proverbes |
|