|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  razana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo
4 ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an ancestor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 les ancêtres, les aïeux [1.3]
7 ancêtres [1.54]
8 ancêtre [1.8]
Ohatra  9  Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [2.470]
10  Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [2.472]
11  Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [2.48]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Voambolana  17  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 48 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)21  razaña
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 zaran' antsy, ets. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  24 nazara, razaña, razana, 25 zarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21