Entrée tai-dronono mandroatra (taitra, ro, nono, roatra)
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1]
 Mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31