|
|
|
|

Teny iditra1  mandraotra
Fototeny  2 raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to comb, to brush. [1.2]
6 to card; to rake [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 carder; racler avec un rateau [1.8]
Ohatra  8  Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  mandraotra, 14 Mandroatra, mandroatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21