|
|
|
|

Teny iditra1  tafontrano
Singan-teny  2 tafo, 3 trano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Ohatra  6  [2.470]
Mpanahaka  7  tafontranompanjaka
Lahatsoratra  8 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22