Entrée tafo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity
¶ Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano)
¶ razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga
¶ Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano).
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a roof
Explications en français  [Abinal 1888] le toit, la couverture du toit
  [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] toit
  [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] couverture
  [Rajaonarimanana 1995] toiture
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 223] Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
2 [Ravelomanana: Lalana, page 182] Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba.
3 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 101] Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tafo (1): Betafo

Mis à jour le 2020/07/31