|
|
|
|

Teny iditra1  voatafo
Fototeny  2 tafo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3#642]
Ohatra  5  Ny trano tamin' izay, dia mbola tsy voatafo, ka samy namonjy nialoka aloha ny olona. [2.649#1006]
Tovy hevitra  6 tinafo

Fivaditsoratra  7 afovato, 8 vatoafo, voatafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12