Entrée solombavambahoaka (solo, vava, vahoaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a deputy, a member of parliament [Hallanger 1973]
Traduction française député, membre de l'Assemblée Nationale [Hallanger 1974]
 député [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Exemples Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina]

Mis à jour le 2020/07/31