Entrée savarano
Mots élémentaires sava ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana [1.1]
Analogues  antsitrika ~ lomano ~ rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry

Mis à jour le 2023/06/11