|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsitrika |
| Fototeny | 2 sitrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra
[1.1] 5 lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1#546] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 diving into water
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau
[1.3] 8 plongeon [1.8] |
| Ohatra |
9 Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
[2.4]
|
| Mpanahaka | 10 ranotsilany, 11 tsikaroka, 12 tsipysandry |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | antsitrika, 14 tsikiranta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|