|
|
|
|

Teny iditra1 sava hao
Singan-teny  2sava, 3hao
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo [1.1]
Ohatra  6 Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [2.471]

Fivaditsoratra  7 asavoha, 8 sava hao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12