Entrée (1/2) | 1 hao |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Zoologie: invertébrés |
Explications en malgache |
4 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] 5 Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] |
Explications en anglais |
6 A louse, a tick. [1.2] 7 A louse [1.7] |
Explications en français |
8 Pou [1.8, 1.13, 1.82] |
Exemples |
9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot hao |
Article |
16 Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 17 hao |
Partie du discours | 18 adverbe |
Explications en malgache |
19 Eny [1.78] |
Explications en français |
20 Oui [1.82] |
Tableaux et planches |
21 Tous les adverbes |
Anagrammes | 22 aho, hao, hoa |
Mis à jour le 2023/06/12 |