Entrée sava hao
Mots élémentaires sava ; hao
Partie du discours locution
Explications en malgache Fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo [1.1]
Exemples Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [2.471]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/11