Entrée |
sanatria
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia":
Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria Fady:
Sanatria ahy ny hivarotra ny marina Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany:
Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1]
|
Explications en anglais | May it never be, God forbid ! [1.7]
|
Explications en français | Que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! [1.8]
|
Exemples |
1 | Sanatria ahy izany, tompoko.
[2.499]
|
2 | Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria!
[2.576]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
|