|
|
|
|

Teny iditra 1  sanatriavina
Fototeny  2 sanatria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria"
5 Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be considered unthinkable or unutterable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on repousse [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sanatriavina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04