Entrée ry
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Kianteny kely:
a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
Explications en anglais Used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
Explications en français Vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Exemples 
1Eny, ry Neny; [2.470]
2- Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471]
Mots composés 
Titres Haody, ry Ambohimanga! (Rajaofera Fredy)
Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda)

Entrée ry
Partie du discours nom
Explications en malgache Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
Explications en anglais Sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
Explications en français Part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Morphologie 
Simple : ry, -dry

Entrée ry
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo ray [1.1]

Entrée ry
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Taisaka] izy [1.78]
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2021/01/30