Entrée rohy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Tady, kofehy [1.78]
 Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
Explications en anglais A cord used for binding [1.7]
Explications en français Attache, lien [1.8]
Exemples Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée rohy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
  [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]

Entrée ROHY
Partie du discours nom (acronyme) [liste complète]
Explications en malgache Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Analogues  Acronymes

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31