|
|
|
|

Teny iditra1  fandrohy
Fototeny  2 rohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony [1.1]

Fivaditsoratra  5 fandriho, fandrohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12