Entrée rohizana (rohy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
¶ (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny
¶ Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be bound with a cord
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on lie
Morphologie 
rohizana
rohizako
rohizanao
rohizany
rohizantsika
rohizanay
rohizanareo
rohizan'
rohizan-
rohizam-
rohiza-
norohizana
norohizako
norohizanao
norohizany
norohizantsika
norohizanay
norohizanareo
norohizan'
norohizan-
norohizam-
norohiza-
horohizana
horohizako
horohizanao
horohizany
horohizantsika
horohizanay
horohizanareo
horohizan'
horohizan-
horohizam-
horohiza-
rohizo
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31