Entrée ripaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1]
Explications en anglais Destroyed in large numbers [1.7]
Explications en français Couché ou exterminé en masse [1.8]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31