|
|
|
|

Teny iditra1  mandripaka
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
5 Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
6 Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to destroy en masse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 abattre, détruire ou tuer en grand nombre [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mandripaka, 13 mpandraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17