|
|
|
|

Teny iditra1  miripaka
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voany betsaka; maty daholo, ringana, levona, lany: Niripaka ny akoho tao an-tanàna tratran' ny barika [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  miripaka, 9 mpiraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12