|
|
|
|

Teny iditra1  ringana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapitra voa, na maty avokoa, maty daholo, lany ripaka, fongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 consumed, destroyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 exterminé, massacré [1.3#535, 1.8]
6 détruit par un fléau, comme la guerre, l’épidémie, la grêle [1.3#535]
Ohatra  7  ringana daholo izahay. [2.472#]
8  ho ringana eto isika raha iroatany asiana eto. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26 lany ringana

Fivaditsoratra  27 rangina, ringana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09