|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandringana
Fototeny  2 ringana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý
5 Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to destroy, to exterminate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 détruire; exterminer [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mandringàna
Fototeny  13 ringana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandringana, mandringàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21