|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandringana |
| Fototeny | 2 ringa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fandringana |
| Fototeny | 6 ringana |
| Sokajin-teny | 7 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka
9 Azo aringana [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|