|
|
|
|

Teny iditra1  renibe
Singan-teny  2 reny, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 grand-mère [1.54]
Ohatra  7  Kanefa, nahita raibe sy renibe be fitiavana izy, tahaka anao. [2.270#]
8  Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty renibe? [2.587#]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02