| Entrée | 1 rendremana | 
| Radical | 2 rendrika | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   Almost asleep, heavy with sleep [1.7] | 
| Explications en français | 6   à moitié endormi, endormi [1.8] | 
| Autres orthographes | 7 rendrehana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |